public marks

PUBLIC MARKS with tags Fiaraha-monina & Fanabeazana

25 April 2006

kilonga.com

by hery
takelaka natokana ho an'ny mpivady, ny ray aman-dreny, ny reny miresaka manokana momba ny resa-behivavy sy ny resa-dehilahy, ny fiterahana,ny fanabeazana, ny resak'olon-dehibe sy maro hafa koa natokana ho an'ny malagasy kanefa mety mahaliana ireo vahiny manambady malagasy ka mila toro-hevitra takelaka manaraka ny kolotsaina malagasy sy vahiny

23 March 2006

FJKM MONTROUGE PARIS

by hery
Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara Montrouge Paris

crimad

by hery
Io takelaka io dia natao hanamorana ny fomba ahazoana manampy ireo namana manana olana amin'ny fianarana; eo ihany koa ny fanamorana ny fifanakalozan-kevitra amin'ny lafinjavatra maro. Io site io manko dia noforoninay ao amin'ny Association CRI (Cercle de

Active users

hery
last mark : 25/04/2006 08:25